Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin’Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy Drafitra hanampy e hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "aplicación".
Última actualización
20 de nov. de 2024
Libros e obras de consulta
Seguranza dos datos
arrow_forward
A seguranza pasa por entender como recompilan e comparten os teus datos os programadores. As prácticas relacionadas coa seguranza e a privacidade dos datos utilizadas poden variar en función do uso, a rexión e a idade. O programador facilitou esta información e pode modificala co paso do tempo.
Esta aplicación pode compartir estes tipos de datos con terceiros
Localización, Información e rendemento das aplicacións e Códigos de identificación do dispositivo ou doutro tipo
Non se recompila ningún dato
Máis información sobre como fan os programadores declaracións acerca da recompilación de datos
Encríptanse os datos en tránsito
Non se poden eliminar os datos
Ver detalles
Novidades
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.