Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelino ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny amba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaavao!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
मम्पियासा टेकीनिका 'मिलालाओ एमबीए हियानाराना' ईएफए वोसेद्रा एन फहानो एन मपिलालोनाओ इज़े मम्पंड्रे अंजारा सी मनमपी एन अकीज़ी अमिन'नी फियानाराना फैमकिना टेनी. Tian'ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana Teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly Teny sy manoratra tsy मियांकिना क्यूरियस लर्निंग, CET, sy ny Apps फैक्टरी.
KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAIZANAO MAMAKY TENY:
• पियोज़िला मिरका अमिन'नी फीओनी महाफिनारित्रा सी मम्पंड्रे अंजारा
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana tartasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy nyfanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony “ isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin'ny ray aman-dreny
• अफ़ाका मिस्सी मम्पियासा मारो इज़े सैमी अफ़ाका हिता ny फ़िवोरन'नी त्सिरैराय एओ.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• नताओ एमबीए एम्पीरोबोरोबो एन फहैज़ा मनाओ अरा-पियाराहामोनिना सी अरा-पिएटसेहम-पो
• Tsymisy zavatra mila vidina ao anatin’ny ऐप
• Tsymisy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto
NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy nyfanoratana ity Kilalao ity. Tafiditra ao anatin’izany ireo fahaizana manao manan-danja amin’ny lafiny hay soratra, anisan’izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny tartasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso amba ahafahan’ny ankizy manana fotstotra aminy’ny ankizy manana fotstotra amin’y. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izeny dia natao amporsihana ny Hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.
इज़ा इज़ाहाय?
Fahano ny Mpilalaonao dia nomatsihan'nyisteran'ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria. नया ऐप ओरिजिनली अमिन'नी अरबो डिया नोवोलावोलैना नियाराका टैमिन'नी फिराहा मियासा टीओ अमिन'नी एप्स फैक्ट्री, सीईटी - द सेंटर फॉर एजुकेशनल टेक्नोलॉजी, सी आईआरसी - द इंटरनेशनल रेस्क्यू कमेटी।
Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny curious learning dika Teny tamin'ny Teny Angilisy, Izy dia Fikambanana tsy मियांकिना मनाना तंजोना ny एम्पीरोबोरोबो ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky Teny sy manoratra ho an'ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky Teny sy manoratra ny ankizy n’aiza n’aiza amin’nyfitenin-dreniny izay mifototra amin’ny porofo sy ny data – ary miasa amba hahatonga ny app fahano ny mpilalany amin’0 amin’ny porofo sy ny data – ary miasa amba hahatonga ny app fahano ny mpilalany amin’0 avo tafi amina ana’0 ap.
-----
फीड द मॉन्स्टर मालागासी में बच्चों को पढ़ने की बुनियादी बातें सिखाता है. राक्षस अंडे इकट्ठा करें और उन्हें पत्र खिलाएं ताकि वे नए दोस्त बन सकें!
फीड द मॉन्स्टर क्या है?
फीड द मॉन्स्टर बच्चों को व्यस्त रखने और उन्हें पढ़ना सीखने में मदद करने के लिए सिद्ध 'प्ले टू लर्न' तकनीकों का उपयोग करता है. बुनियादी बातें पढ़ना सीखते हुए बच्चे पालतू राक्षसों को इकट्ठा करने और उन्हें बड़ा करने का आनंद लेते हैं.
बिना किसी शुल्क के डाउनलोड करें, कोई विज्ञापन नहीं, कोई इन-ऐप खरीदारी नहीं!
सभी सामग्री 100% मुफ्त है, जो साक्षरता गैर-लाभकारी संस्थाओं क्यूरियस लर्निंग, सीईटी और एप्स फैक्ट्री द्वारा बनाई गई है.
पढ़ने के कौशल को बढ़ावा देने के लिए गेम की सुविधाएं:
• मज़ेदार और आकर्षक फ़ोनेटिक्स पहेलियां
• पढ़ने और लिखने में सहायता के लिए अक्षरों का पता लगाने वाले गेम
• शब्दावली स्मृति खेल
• चुनौतीपूर्ण "केवल ध्वनि" स्तर
• माता-पिता की प्रगति रिपोर्ट
• व्यक्तिगत उपयोगकर्ता की प्रगति के लिए बहु-उपयोगकर्ता लॉगिन।
• इकट्ठा करने लायक, विकसित करने लायक, और मज़ेदार मॉन्स्टर
पिछली बार अपडेट होने की तारीख
27 अप्रैल 2021
भाषा की शिक्षा देने वाले गेम