Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina maimaimpoana ny "prijava."
Ažurirano
1. pro 2024.
Knjige i priručnici
Sigurnost podataka
arrow_forward
Sigurnost počinje razumijevanjem načina na koji razvojni programeri prikupljaju i dijele vaše podatke. Prakse privatnosti i sigurnosti podataka mogu se razlikovati ovisno o vašoj upotrebi, regiji i dobi. Te informacije pružio je razvojni programer koji ih tijekom vremena može ažurirati.
Podaci se ne dijele s trećim stranama
Saznajte više o tome kako razvojni programeri navode dijeljenje
Nema prikupljenih podataka
Saznajte više o tome kako razvojni programeri navode prikupljanje
Prikaži pojedinosti
Što je novo
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Tsimihety ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.