Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon'ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "applicazione".
Ultimo aggiornamento
20 nov 2024
Libri e consultazione
Sicurezza dei dati
arrow_forward
Il primo passo verso la sicurezza è capire in che modo gli sviluppatori raccolgono e condividono i tuoi dati. Le misure di protezione della privacy e della sicurezza dei dati possono variare in base all'utilizzo, alla regione e all'età. Lo sviluppatore ha fornito queste informazioni e potrebbe aggiornarle nel tempo.
L'app potrebbe condividere questi tipi di dati con terze parti
Posizione, Informazioni e prestazioni dell'app e ID del dispositivo o altri ID
Nessun dato raccolto
Scopri di più sulla modalità di raccolta dei dati dichiarata dagli sviluppatori
I dati vengono criptati in transito
I dati non possono essere eliminati
Mostra dettagli
Novità
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.