INONA NY TIANAO ATAO?
Fantaro i Akili sy na namany ary ny zavatra tianโny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antampon'ny tendrimbohitra เบเป? Iza ilay mpandoko aminโn paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin'ity tantara mahaliana เบกเบฑเบ. Hozarainao miaraka amin'i Akili ve inona no tianao atao?
FANDAHARAM-POTOANA
* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA เบชเบดเบเบเบต, sary ary hevitra amin'ny alร lanโny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY amin mnyilpao sy ny tontolo-Ianao no manao ny tantara
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin'ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky
MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, เบเปเปเบเปเบญเบเบเบฒเบ VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny เบขเบฒเบเบฎเบนเปเบเบฒเบเบฎเบฝเบเบฎเบนเป sy Ubongo ..
NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI เปเบฅเบฐเบเปเบญเบ
Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminโny alร lanโny sarimihetsika, noforoninโny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili เปเบฅเบฐเบเปเบญเบ - fampianarana mahafinaritra vita tao Africa, hoan'ny Africa.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanร na mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kantet, sady mantsa to เบเบฒ -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka aminโny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin aterineto, tianโny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili เปเบฅเบฐ Me amin 's aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin finyenao ny fampianarana.
MOMBA NY UBONGO
Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanny ankizy ao เบญเบฒเบเบฃเบดเบเบฒ. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!
Manandratra avo ny herinโt fialam-boly, ny fihitaranโt haino aman-jery ary ny teknolojianโny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.
MOMBA NY เบฎเบฝเบเบฎเบนเปเบเบฐเบเบธเบเบฑเบ
Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanโireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin fitenin-drazany maneran-tany amin al amlanโny porofo mivaingana sy antontanโisa voamarina.
MOMBA NY APPLI
Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin 's sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
เบญเบฑเบเปเบเบเปเบฅเปเบงเปเบกเบทเปเบญ
31 เบก.เบ. 2022