इति बाईबोली इति दीया नाताओ दिकन-टेनी मनकैकी न्य फोन्नी ओलोना। Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa। Mizara ny मन isan'andro हो anao। Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana। Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly। Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao ao amin'ny Baiboly ity ianao। Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao। Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao। Azo zaraina ny "अनुप्रयोग।"
मा अपडेट गरिएको
२०२४ नोभेम्बर २०
किताब र सन्दर्भ
डेटाको सुरक्षा
arrow_forward
तपाईंको डेटा सुरक्षित राख्नका निम्ति तपाईंले पहिला विकासकर्ताहरूले तपाईंको डेटा कसरी सङ्कलन तथा सेयर गर्छ भन्ने कुरा बुझ्न जरुरी छ। एपको प्रयोगसम्बन्धी जानकारी, तपाईं बसोबास गर्ने क्षेत्र र तपाईंको उमेरका आधारमा डेटाको गोपनीयता र सुरक्षासम्बन्धी अभ्यासहरू फरक हुन सक्छन्। यो एपका विकासकर्ताले यो जानकारी प्रदान गर्नुभएको हो र उहाँ समयक्रमसँगै यो जानकारी संशोधन गर्न सक्नुहुन्छ।
यो एपले तेस्रो पक्षसँग यस प्रकारका डेटा सेयर गर्न सक्छ
लोकेसन,एपसम्बन्धी जानकारी र पर्फर्मेन्स र डिभाइस वा अन्य ID हरू
कुनै पनि डेटा सङ्कलन गरिएको छैन
विकासकर्ताहरूले प्रयोगकर्ताको डेटा सङ्कलन गरिने कुराका बारेमा कसरी जानकारी गराउँछन् भन्नेबारेमा थप जान्नुहोस्
डेटा डेटा ट्रान्जिटमा इन्क्रिप्ट गरिन्छ
डेटा मेटाउन सकिएन
विवरणहरू हेर्नुहोस्
नयाँ के छ
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.