Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon'ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Het lijkt erop dat Andriamanitra veel van mijn Baiboly ityanao heeft gehoord. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "applicatie."
Geüpdatet op
20 nov 2024
Boeken en referentie
Veiligheid van gegevens
arrow_forward
Veiligheid van gegevens begint met inzicht in de manier waarop ontwikkelaars je gegevens verzamelen en delen. Procedures voor gegevensprivacy en beveiliging kunnen variëren op basis van je gebruik, regio en leeftijd. De ontwikkelaar heeft deze informatie aangeleverd en kan die in de loop van de tijd updaten.
Deze app kan deze typen gegevens delen met derden
Locatie, App-gegevens en -prestaties en Apparaat- of andere ID's
Geen gegevens verzameld
Meer informatie over hoe ontwikkelaars aangeven welke gegevens ze verzamelen
Gegevens worden tijdens de overdracht versleuteld
Gegevens kunnen niet worden verwijderd
Details bekijken
Wat is er nieuw
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.