Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin'ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina maimaimpoana ny „aplikacja”.
Ostatnia aktualizacja
1 gru 2024
Książki i materiały źródłowe
Bezpieczeństwo danych
arrow_forward
Podstawą bezpieczeństwa jest wiedza o tym, jak deweloperzy zbierają i udostępniają Twoje dane. Praktyki w zakresie zapewniania prywatności i bezpieczeństwa danych mogą się różnić w zależności od sposobu korzystania z aplikacji, regionu i wieku użytkownika. Te informacje podał deweloper i z czasem może je aktualizować.
Żadne dane nie są udostępniane innym firmom
Dowiedz się więcej o deklarowaniu udostępniania danych przez deweloperów
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Tsimihety ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.