Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin’Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan’andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "aplicativo".
Atualizada a
20/11/2024
Livros e referência
Segurança dos dados
arrow_forward
A segurança começa por compreender como os programadores recolhem e partilham os seus dados. As práticas de privacidade e segurança dos dados podem variar consoante a sua utilização, região e idade. O programador fornece estas informações e pode atualizá-las ao longo do tempo.
Esta app pode partilhar estes tipos de dados com terceiros
Localização, Desempenho e informações da app e Dispositivo ou outros IDs
Não são recolhidos dados
Saiba mais sobre como os programadores declaram a recolha
Os dados são encriptados em trânsito
Não é possível eliminar os dados
Ver detalhes
Novidades
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.