Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin’Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "aplikacia."
Aktualizované
20. 11. 2024
Knihy a príručky
Zabezpečenie údajov
arrow_forward
Bezpečnosť sa začína porozumením tomu, ako vývojári zhromažďujú a zdieľajú vaše údaje. Postupy ochrany a zabezpečenia osobných údajov sa môžu líšiť v závislosti od používania, regiónu a veku. Tieto informácie poskytol vývojár a môže ich časom aktualizovať.
Táto aplikácia môže zdieľať tieto typy údajov s tretími stranami
Poloha, Informácie o aplikáciách a výkonnosť a Identifikátor zariadenia alebo iné identifikátory