Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona۔ Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin’Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa۔ Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary Lasa Manana fiandry pejy iano. Azo zaraina ny "درخواست۔"
اپ ڈیٹ کردہ بتاریخ
20 نومبر، 2024
کتابیں اور حوالہ
ڈیٹا کی حفاظت
arrow_forward
سیفٹی اس بات کو سمجھنے کے ساتھ شروع ہوتی ہے کہ ڈویلپرز آپ کا ڈیٹا کیسے اکٹھا اور اس کا اشتراک کرتے ہیں۔ ڈیٹا کی رازداری اور سیکیورٹی کے طریقے آپ کے استعمال، علاقے اور عمر کی بنیاد پر مختلف ہو سکتے ہیں۔ ڈویلپر نے یہ معلومات فراہم کی ہے اور وقت کے ساتھ ساتھ اسے اپ ڈیٹ کر سکتا ہے۔
یہ ایپ ڈیٹا کی ان اقسام کا اشتراک فریق ثالث کے ساتھ کر سکتی ہے
مقام، ایپ کی معلومات اور کارکردگی، اور آلہ یا دیگر IDs
کوئی ڈیٹا اکٹھا نہیں کیا گیا
ڈویلپرز کے اکٹھا کرنے کے اعلان کے طریقے بارے میں مزید جانیں
ٹرانزٹ میں ڈیٹا مرموز کردہ ہے
ڈیٹا حذف نہیں کیا جا سکتا
تفصیلات دیکھیں
نیا کیا ہے
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.