Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "application."
Oxirgi yangilanish
20-noy, 2024
Kitob va qo‘llanmalar
Maʼlumotlar xavfsizligi
arrow_forward
Xavfsizlik — dastur ishlab chiquvchilar maʼlumotlaringizni qanday jamlashi va ulashishini tushunishdan boshlanadi. Maʼlumotlar maxfiyligi va xavfsizlik amaliyotlari ilovadan foydalanish, hudud va yoshga qarab farq qilishi mumkin. Bu axborot dastur ishlab chiquvchi tomonidan taqdim etilgan va keyinchalik yangilanishi mumkin.
Bu ilova tashqi hamkorlarga quyidagi turdagi maʼlumotlarini ulashishi mumkin
Joylashuv, Ilova axboroti va unumdorlik va Qurilma yoki boshqa identifikatorlar
Hech qanday maʼlumot jamlanmagan
Dastur ishlab chiquvchilar axborot jamlanishini qanday aytishi haqida batafsil
Maʼlumotlar uzatish vaqtida shifrlanadi
Maʼlumotlar oʻchmaydi
Tafsilotlar
Nima yangiliklar
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Sihanaka ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Misy rakipeon'ny Filazantsaran'i Jaona azo henoina mivantana ary mifanaraka amin'ny teny vakiana. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.